a
FandraisanaSportTOVOLAHY VOATONDRO HO NANGALATRA LAVANIO

TOVOLAHY VOATONDRO HO NANGALATRA LAVANIO

TOVOLAHY VOATONDRO HO NANGALATRA LAVANIO

Omaly arivan’ny 12 Jolay 2022 no tratehaky ny fokonolona tao amin’ny fokontany Ambalamahogo ‚ CR Ambinanitelo Distrika Maroantsetra ity Tovolahy ity ‚ voalaza ho nangalatra Lavanio ka niharany hatezeram-bahoaka . Nodarohina sy nosarana sakay ary nofatorana naterina tany amin’ny mpitandro filaminana ?

Nilaza ho mpamboly lavanio moa ity farany ary efa ho herinandro maromaro nakany izany tany am-potony ‚ araka ny fanazavana . Lavanio manodidina ny 05 kilao eo ity voalaza ho nangalariny ity.

AMBALAMAHOGO – CR AMBINANITELO : TOVOLAHY VOATONDRO HO NANGALATRA LAVANIO▪️NODARIHINA SY NOSORANA SAKAY

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

-/-