TOLOTRA HOAN’NY MPANAO POLITIKA : ASSANATI FAMO GIDRAKA▪️HAMPINDRAM-BOLA IREO KANDIDA VONONA HAMPANJAKA NY WERAWERA ETO MADAGASIKARA
Afaka mampindram-bola hatramin’ny 10 miliara hoan’ireo kandida hirotsa-kofidiana ho Filoham-pirenena i Assanati Famo Gidraka Ofisialy ‚ raha manaiky ny hampanjaka ny WERAWERA eto amin’ny tany sy ny firenena.
Tenim-behivavy sa izany tokoa ilay WERAWERA TSY MAINTSY MANDEHA