TOLIARA : ZAZAMENA VAO TERAKA NISY NANGALATRA
Ankizy lahy kely vao teraka omaly alina no nisy nangalatra tao amin’ny clinique ny atoandro teo . Vehivavy nisandoka ho rasazy no voalazan’ny fianakaviana fa nitondra azy ary tsy niverina hatramin’izao.
Very tsy hita popoka ilay zaza . Savoritaka ny ao amin’ilay toeram-pitsaboana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.