a
FandraisanaVaovaom-paritraTOAMASINA : NORAISIM-POTSINY ILAY TOVOLAHY NANDRAHONA OLONA TAMIN’NY BASY KILALAO

TOAMASINA : NORAISIM-POTSINY ILAY TOVOLAHY NANDRAHONA OLONA TAMIN’NY BASY KILALAO

TOAMASINA : NORAISIM-POTSINY ILAY TOVOLAHY NANDRAHONA OLONA TAMIN’NY BASY KILALAO

Androany 19 Martsa 2023 ‚ tokony ho tamin’ny 07 Ora ariva teo no raikitra ny savorovoro tao Antetezantona Toamasina . Lehilahy iray niditra ankeriny tao anaty tokantrano iray niaraka amin’ny basy sady nandrahona hitifitra olona tao anaty trano.

 Nisy nahatsikaritra anefa fa basy kilalao ity nohentiny nampihorohoro olona ity ka niraihina fokonolona tany an-toerana nisambotra sy natolotra azy ny mpitandro filaminana . Mandeha ny famotorana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment