a
FandraisanaVaovaom-paritraTOAMASINA : NIRAOFIN’NY KAOMININA IREO TRANO MIHORINA EO AMIN’NY LALAN’NY MPANDEHA TONGOTRA‼️

TOAMASINA : NIRAOFIN’NY KAOMININA IREO TRANO MIHORINA EO AMIN’NY LALAN’NY MPANDEHA TONGOTRA‼️

TOAMASINA : NIRAOFIN’NY KAOMININA IREO TRANO MIHORINA EO AMIN’NY LALAN’NY MPANDEHA TONGOTRA‼️

Araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fiadidiana ny tanànan’i Toamasina amin’ny fanesorana ireo trano tsy ara-dalàna miorina amin’ny lalan’ny mpandeha tongotra dia miroso amin’ny fanatanterahana sy fanesorana ireo tompon’andraikitra ka ny lalana any amoron-dranomasina no nanombohana azy ho fanajana ny mpandeha tongotra sady fanatsarana ny tanàna no voalaza ho anton’izany.

Tsikaritra tatoato mantsy fa zary ho fahazarana ny manorona trano eo ambonin’ny lalan’ny mpandeha tongotra‚ tsy mora ny fanàlana azy ireny ka ilaina fahasahiana sy fahavononana amin’ny fampiharan-dalàna rehefa hitondra tanàna‚ kaominina‚ Faritra Firenena. Apetraka ihany koa ny tsy fitanilana eo fanatanterahana izany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment