a
FandraisanaVaovaom-paritraTOAMASINA : MITANDROZOTRA ‚ MANAO DIABE IREO VOAFONJA MARO HO ANY AMBALATAVOANGY‼️

TOAMASINA : MITANDROZOTRA ‚ MANAO DIABE IREO VOAFONJA MARO HO ANY AMBALATAVOANGY‼️

TOAMASINA : MITANDROZOTRA ‚ MANAO DIABE IREO VOAFONJA MARO HO ANY AMBALATAVOANGY‼️

Voalaza fa simba efa ho andro maromaro ny fiara fitaterana ireo voafonja vonjimaika mamonjy ny fitsarana ao Toamasina ‚ ka voatery ‚ tsy maintsy mandeha tongotra mandroso sy miverina ‚ mitanjozotra manao diabe izy ireo sady mifatotra rojo vy amin’ny tànana ‚ mitety arabe ny andro mazava be ary matetika alina vao tafiala any amin’ny fitsarana

Olona voafonja vonjimaika ‚ tsy mbola voatsara ireo hoentina mamakivaky tanàna mifatotra rojo vy ireo araka ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment