a
FandraisanaFampianaranaTOAMASINA II : ZAZA 07 TAONA NIHOLÀNANY MPAMPIANATRA AZY ARY NIFINDRANY ARETINA AZO AVY AMIN’NY FIRAISANA ARA-NOFO ▪️TSY EKENA NY FANARARAOTANA ARA-NOFO SY NY FANOLONANA ATAO AMIN’NY ANKIZY MPIANATRA‚ HOY NY MINISITRA

TOAMASINA II : ZAZA 07 TAONA NIHOLÀNANY MPAMPIANATRA AZY ARY NIFINDRANY ARETINA AZO AVY AMIN’NY FIRAISANA ARA-NOFO ▪️TSY EKENA NY FANARARAOTANA ARA-NOFO SY NY FANOLONANA ATAO AMIN’NY ANKIZY MPIANATRA‚ HOY NY MINISITRA

TOAMASINA II : ZAZA 07 TAONA NIHOLÀNANY MPAMPIANATRA AZY ARY NIFINDRANY ARETINA AZO AVY AMIN’NY FIRAISANA ARA-NOFO ▪️TSY EKENA NY FANARARAOTANA ARA-NOFO SY NY FANOLONANA ATAO AMIN’NY ANKIZY MPIANATRA‚ HOY NY MINISITRA

 Tsy miaro ny mpanao ratsy ny Fanabeazana . Tsy ekena ny fanararaotana ara-nofo sy ny fanolanana atao indrindra amin’ny ankizy sy ny mpianatra . Masahia mitoroka ‚ Masahia mitory ‚ Masahia manasazy ‚ Io no nambarany Minisitry ny fanabeazam-pirenena ‚ Marie Michelle Sahondrarimalala ‚ manoloana ireo herisetra sy fanararaotana mianjady amin’ny ankizy mpianatra tsy ampy taona.

Ity farany moa niantso ireo ireo tompon’andraikitra sy manampahefana ( fitsarana ) afaka manafay sy manasazy ireo fanetriben’ny firenena ‚ mba ho sahy sy handray fanapahan-kevitra araka ny lalàna amin’ireo tratra manao izany fa indrindra ny mpanabe izay mialokaloka ao anaty sehatra ny fanabeazana amin’ny fanaovan-dratsy sy fahazaran-dratsy.

Tsiahivina fa nisy Zaza vavy kely vao 07 taona monja ‚ mianatra ao amin’ny EPP Ambodisaina Toamasina II ‚ niharany fanolànana nataon’ny mpampianatra mpanabe azy ny 08 Martsa 2023 teo ‚ ary voamarina fa nifindrany aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo ( MST ).

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment