TGV ANTSOHIHY : NIRA NIENTANA TAMIN’NY FAMBOLEN-KAZO
Tao Mahialambo ‚ kaominina Ampandriankilandy no nanatanterahan’ny antoko TGV ANTSOHIHY ny fambolen-kazo niraisana androany 12 Febroary 2023 . Zana-kazo 1000 no natsatoka tamin’izany ary nofaranana tamin’ny firahana niala hetaheta sy firaha-misakafo ny fotoana.