a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaTAZZA ANDRIANAINA NO PREMIER DAUPHIN ๐Ÿฌ MISTER รŽLE DE MADAGASCAR : MANOMANA NY DIANY ANY DUBAร IHANY KOA

TAZZA ANDRIANAINA NO PREMIER DAUPHIN ๐Ÿฌ MISTER รŽLE DE MADAGASCAR : MANOMANA NY DIANY ANY DUBAร IHANY KOA

TAZZA ANDRIANAINA NO PREMIER DAUPHIN ๐Ÿฌ MISTER รŽLE DE MADAGASCAR : MANOMANA NY DIANY ANY DUBAร IHANY KOA

Hisidina sy hitsangatsangana any DUBAร โ€š ilay tanร na anisany lafatra indrindra eran-tany ity tovolahy zanaky ny faritra Sofia izay nandray anjara taminโ€™ny fifaninana MISS ET MISTER รŽLE DE MADAGASCAR ity ka nahazo faharoa ( PREMIER DAUPHIN ) aminโ€™ny Tovolahy tsara tarehy sy bikร na eto Madagasikara fantatra aminโ€™ny anarana TAZZA ANDRIANAINA ity atsy ho atsy . Raha tsy misy fihovana dia hiainga izy ireo manodidina ny 20 Oktobra 2022 izao.

Miisa roa araka izany ny solontena โ€š zanaky ny faritra Sofia hiaradia aminโ€™ireo mpikarakara ny ยซ MISS ET MISTER รŽLE DE MADAGASCAR ยป dia i MISTER TAZZA ( PREMIER DAUPHIN ) sy MISS TRIDY ( PREMIรˆRE DAUPHINE ).
๐Ÿฅฐโฃ๏ธ Miarahaba sy mirary soa ho azy ireo isika ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment