a
FandraisanaVaovaom-paritraTAXI-BE ANTANANARIVO : VOASAMBOTRA I FLEURIDO SAKAIZANY Wendy Cathalina TALOHA

TAXI-BE ANTANANARIVO : VOASAMBOTRA I FLEURIDO SAKAIZANY Wendy Cathalina TALOHA

TAXI-BE ANTANANARIVO : VOASAMBOTRA I FLEURIDO SAKAIZANY Wendy Cathalina TALOHA

Tsy nahazaka fihibohana tsy lera intsony i Fleurydo Yasser Fayed Gabriel na i ANDRIAVAHINITIANA Fleurydo Gabriel ‚ mba nivoaka niala sasatra sy nirozirozy nanal’azy teny amin’ny TAXI-BE ka nosamborim-potsiny ny maraina teo . Polisy avy ao amin’ny “3 eme arrondissement” no nisambotra azy . Mba hanafainganana ny raharaha dia nalain’ny zandary teny Antananinandro izy ka ho atao Famotorana ao amin’ny Cybercriminalite Toby Ratsimandrava.

Efa volana maromaro izay no nikarohina izy nohon’ny Fanalambaraka ny MPANAKANTO Wendy Catalinah Izay sipany Taloha . Mitohy ny raharaha …
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment