a
FandraisanaFanatanjahan-tenaTARANJA KICKBOXING : HANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY I MADAGASIKARA

TARANJA KICKBOXING : HANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY I MADAGASIKARA

TARANJA KICKBOXING : HANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY I MADAGASIKARA

 Nitaraka ny delegasionina ao amin’ny “Fédération Malagasy de Kickboxing” ny Filohany – Jeneraly Lylyson ‚ nitsidika tamin’ny fomba ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena André Haja Rasampa ‚ omaly 20 Martsa 2023.

Nivoatra nandritra ny fihaonana ny fanamafisana ny fiarahamiasa eo anivon’ny ministera ity sy ny federasionina ‚ amin’ny fiomanana sy fahavonan’ireo atleta Malagasy handray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment