TANY NOHAJARIANA HOAN’OLON-TOKANA : RAIKITRA NY FIDINANA AN-DALAMBE AO ANTOHOMADINIKA ATSIMO‼️
Nidina an-dalambe nanapoaka sarom-bilany, nanao fihetsiketsehana fanoherana ary tsy fankasitrahana ny hanomezana ny tany nohajariany hoan’olo-tokana‚ ny Mponina ao Antohomadinika Atsimo androany 13 Jona 2023.
OLON-TOKANA SA VAHOAKA‚ hoy izy ireo nilanja sora-baventy.