a
FandraisanaVaovaom-paritraTANIN’I BEBE MARIE TAO AMBOHIPO NIBODOIN’OLONA▪️NITSANGANA NIARO NY ZO-NY ‚ NY FITONDRAM-PANJAKANA‼️

TANIN’I BEBE MARIE TAO AMBOHIPO NIBODOIN’OLONA▪️NITSANGANA NIARO NY ZO-NY ‚ NY FITONDRAM-PANJAKANA‼️

TANIN’I BEBE MARIE TAO AMBOHIPO NIBODOIN’OLONA▪️NITSANGANA NIARO NY ZO-NY ‚ NY FITONDRAM-PANJAKANA‼️

Renim-pianakaviana 97taona i Bebe Marie ‚ latsa-danomaso izy nitaraina tamin’ny mpanao gazety fa nibodoin’olona ny taniny izay novidiny 2000Ar tamin’ny fotoan’androny . Lazainy fanjakana fa rovitra moa ny taratasiny ka nijoro nanampy azy ary nanaramaso toe-draharaha ny Minisitry ny tompon’andraikitra ka vita soamantsara ny titra ary tafaverina aminy ny taniny.

Ny Minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fananantany mihitsy no nitsangana nanolotra izany taratasin’ny taniny izany androany 27 Martsa 2023 tany an-tranony Bebe Marie.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment