a
FandraisanaSosialyTALEM-PARITRY NY RANO SOFIA : HO FOANA AMIN’ITY TAONA ITY NY JALIN-DRANO AO MANDRITSARA SY ANTSOHIHY

TALEM-PARITRY NY RANO SOFIA : HO FOANA AMIN’ITY TAONA ITY NY JALIN-DRANO AO MANDRITSARA SY ANTSOHIHY

TALEM-PARITRY NY RANO SOFIA : HO FOANA AMIN’ITY TAONA ITY NY JALIN-DRANO AO MANDRITSARA SY ANTSOHIHY

Fantatra nandritra ny lahateny nataon’ny talem-paritry ny rano fidiovana sy fanadiovana Sofia ‚BENARY Christian Nicolas tao Befotaka avaratra fa efa mandeha ny tolo-bidy momba ny fitadiavana ireo teknisianina hampifandray ny lava-drano ( forage ) efa vita ao Antsohihy sy Mandritsara ka hanomboka tsy hoela ny asa mba afahana mamaha ny olany rano . Antenaina fa ho vita amin’ity taona ity izany ary tsy hijaly intsony isika any Mandritsara sy Antsohihy amin’io taona 2023 io.

Ny fanazavana nataony hatrany no nahafantarana fa efa mandeha ny asa fanamboarana fotodrafitr’asa afahan’ny Distrikan’i Mampikony misitraka Rano fisotro madio.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment