[vc_row][vc_column][vc_column_text]
Nankatoavin’ny filan-kevitry ny minisitra omaly 22 Martsa 2023 ny fanomezana galona ho Jeneraly ny foloalindahy eo anivon’ny Tafika Malagasy an-tanety ‚ an-habakabaka ary an-dranomasina ‚ sy ny Zandarimariam-pirenena