Voakiana sahady ity fihaonana ity ‚ nolazain’ireo zanaky ny Faritra Sofia fa olona tsy mahalala ny toe-draharaha sy Zava-misy ihainany mponina ifotony akory ireto nantsoina hifampidinika ireto
Miely ao any an-toerana mantsy ny fisian’ny orinasa lehibe ‚ nomeny fitondram-panjakana alalana ‚ hanao ny fitrandrahana any an-toerana ka hanilika ireo vahoaka aman’aliny
Tsy ato izy ‚ nanamboatra fiarako no nalehany tati ary nisy fiarahamiasa nokasainay hatao ‚ tao amin’ny fesiboky ( Messenger ) nifandraisanay ka tsy manana ny laharana azahoana
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetuer adipiscing elit. Aenean commodo ligula eget dolor. Aenean massa. Cum sociis Theme natoque penatibus et magnis dis parturient montes, nascetur ridiculus mus.