Hentitra ny Jeneraly Lylyson René de Rolland ‚ ny Governoran’ny faritra Sofia raha nandray fitenenana manoloana ny toe-draharaha misy ao Tsiningia Port Bergé sy kaominina maro ato amin’ny
Navitrika ireo Ray aman-dReny nitondra ny zanany ary mbola namporisika hatrany ny hanaovana vakisiny ny Governoran’ny faritra