Voakiana sahady ity fihaonana ity ‚ nolazain’ireo zanaky ny Faritra Sofia fa olona tsy mahalala ny toe-draharaha sy Zava-misy ihainany mponina ifotony akory ireto nantsoina hifampidinika ireto
Tsy nahita ireo mpampianatra nanimba sekoly manarapenitra izany aho fa nomen’ireo mpitandro filaminana toaka aho ary nohentiny aty Bealanana avy eo