a
FandraisanaPosts Tagged "Energy"

Energy Tag

Arsiva

Voakiana sahady ity fihaonana ity ‚ nolazain’ireo zanaky ny Faritra Sofia fa olona tsy mahalala ny toe-draharaha sy Zava-misy ihainany mponina ifotony akory ireto nantsoina hifampidinika ireto

Miely ao any an-toerana mantsy ny fisian’ny orinasa lehibe ‚ nomeny fitondram-panjakana alalana ‚ hanao ny fitrandrahana any an-toerana ka hanilika ireo vahoaka aman’aliny

AFAKANDRO CHRISTIAN : MANJAKA NY MIZANA TSINDRIAN’ILA ETO MADAGASIKARA

Tsy nahita ireo mpampianatra nanimba sekoly manarapenitra izany aho fa nomen’ireo mpitandro filaminana toaka aho ary nohentiny aty Bealanana avy eo