Tsy nahita ireo mpampianatra nanimba sekoly manarapenitra izany aho fa nomen’ireo mpitandro filaminana toaka aho ary nohentiny aty Bealanana avy eo