a
FandraisanaPolitikaSTEPHASON NJAKAMARINA : MATOKISA PREZIDA FA MBOLA ATO IZAHAY MANDRITSARA ▪️ MANOHANA HATRANY‼️

STEPHASON NJAKAMARINA : MATOKISA PREZIDA FA MBOLA ATO IZAHAY MANDRITSARA ▪️ MANOHANA HATRANY‼️

STEPHASON NJAKAMARINA : MATOKISA PREZIDA FA MBOLA ATO IZAHAY MANDRITSARA ▪️ MANOHANA HATRANY‼️

Maro ireo fotodrafitrasa vitanao teto Mandritsara ‚ raha tsy hitanisa afa tsy ireto : – EPP manarapenitra miisa efatra ( 04 ) ‚ Hôpital manarapenitra iray ‚ “Salle de classe” UFRSS roa ( 02 ) ‚ Biraon’ny sampandraharahan’ny mponina iray ( 01 ) ‚ Bazary manarapenitra iray ( 01 ) ; Misy koa ireo mbola andalam-pamitana dia ny “Gymnase couvert” iray sy Biraon’ny kaominina iray ( 01 ) ; Ary ireo asa natomboka mbola lavitra ezaka ( Kianja Manarapenitra iray ).

Tsy mbola nivaly kosa hatreto ny fangatahana ny fanamboarana tara (goudron) ny lalam-pirenena faha-32 sy ny Rano fisotro madio ary ny Campus Universitaire ( UFRSS )

Mankasitraka amin’ireo efa vita ary mangataka ny fahavitan’ireo efa natomboka ary mitalaho amin’ireo nampanantenaina fa mbola ny vahoakan’i Mandritsara ary mbola matoky anao ‚ hoy Stephanson NJAKAMARINA naneho ny heviny sady nanamafy ny fanomezan-toky fa mbola manohana ny fitondram-panjakana mijoro ankehitriny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment