a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaSOJABE MANAMPITY ARMAND : Niala tao Mahajanga androany 24 Martsa 2023 ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy ka hitodi-doha any Mandritsara.

SOJABE MANAMPITY ARMAND : Niala tao Mahajanga androany 24 Martsa 2023 ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy ka hitodi-doha any Mandritsara.

SOJABE MANAMPITY ARMAND : Niala tao Mahajanga androany 24 Martsa 2023 ny nofo mangatsikan-dRatompokolahy ka hitodi-doha any Mandritsara.

Handalo sy hamakivaky ireo Distrika ato amin’ny faritra Sofia ka mety hisy ny fanaovam-beloma farany amin’ireo Distrika izay andalovany fa hoampitaina eto ihany raha misy vaovao sy tsara ho fantatra momba fitondrasana azy mody any Androna.

Mirary azy handry ampiadanana

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment