SOJA JEAN ANDRE dit KALETA : NINDAOSIM-PAHAFATESANA
Nodimandry ny hariva teo i Soja Jean André dit Kaleta – Mpanao politika‚ efa loholon’i Madagasikara. Mampiavaka azy ny fahasahiany miteny zavatra marina ary fiarovana ny olona izay tohanany‚ rehefa miakatra amin’ny haino aman-jery.
Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana.