a
FandraisanaVaovaom-paritraSITENY RANDRIANASOLONIAIKO : NORAISINY DEPIOTE JACK AO SAMBAVA ‼️

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : NORAISINY DEPIOTE JACK AO SAMBAVA ‼️

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : NORAISINY DEPIOTE JACK AO SAMBAVA ‼️

Any Sambava ‚ hihaino ny vahoaka amin’ny alalany hetsika MIHAVA TOUR ny Solombavambahoakan’i Madagasikara Siteny Randrianasoloniaiko sy ireo Solombavambahoaka maro izay miaradia aminy.

Nandray sy nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina ny Solombavambahoaka voafidy tao Sambava ‚ Atoa Mamangy Norbert dit Jack sy ny vahoaka maro.

Hahazo alalana ve sa hatao anaty efitrano ny hetsika MIHAVA TOUR ao Sambava ity? Fanontaniana apetraky ny mpanara-baovao . Tsikaritra ihany koa fa miha betsaka ireo resilahatra sy manaradia azy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment