SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : NORAISINY DEPIOTE JACK AO SAMBAVA ‼️
Any Sambava ‚ hihaino ny vahoaka amin’ny alalany hetsika MIHAVA TOUR ny Solombavambahoakan’i Madagasikara Siteny Randrianasoloniaiko sy ireo Solombavambahoaka maro izay miaradia aminy.
Nandray sy nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina ny Solombavambahoaka voafidy tao Sambava ‚ Atoa Mamangy Norbert dit Jack sy ny vahoaka maro.
Hahazo alalana ve sa hatao anaty efitrano ny hetsika MIHAVA TOUR ao Sambava ity? Fanontaniana apetraky ny mpanara-baovao . Tsikaritra ihany koa fa miha betsaka ireo resilahatra sy manaradia azy.