a
FandraisanaPolitikaSITENY RANDRIANASOLONIAIKO : ALEO HALALAKA NY FANEHOAN-KEVITRA SY FAMORIAM-BAHOAKA HO AN’NY REHETRA▪️TSY MAINTSY ATAO NY FIFIDIANANA AMIN’ITY TAONA ITY‚ HOY KOSA NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : ALEO HALALAKA NY FANEHOAN-KEVITRA SY FAMORIAM-BAHOAKA HO AN’NY REHETRA▪️TSY MAINTSY ATAO NY FIFIDIANANA AMIN’ITY TAONA ITY‚ HOY KOSA NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : ALEO HALALAKA NY FANEHOAN-KEVITRA SY FAMORIAM-BAHOAKA HO AN’NY REHETRA▪️TSY MAINTSY ATAO NY FIFIDIANANA AMIN’ITY TAONA ITY‚ HOY KOSA NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA

Miankina amin’i Président Rajoelina ny hisian’ny filaminana eto amin’ny firenena na tsia, mialoha sy aorian’ny fifidianana . Aleo halalaka ny fanehoan-kevitra sy famoriam-bahoaka ho an’ny rehetra. Aoka hifampidinihana ny mahakasika ireo rafim-panjakana (CENI, HCC) hitantana sy hikarakara ny fifidianana . Aoka hifampihaino isika samy Malagasy fa ny hevitry ny maro no mahataka-davitra . Raha misy ny krizy dia ny vahoaka foana no mizaka ny vokany . Mila MIHAINO ny Mpitondra satria samy ho tsarain’ny tantara ‚ hoy Siteny Randrianasoloniaiko raha nitafa tamin’ny mpanao gazety ‚ taorian’ny fihaonana nokarakarain’ny CENI androany 24 Martsa 2023.

Zotram-pifidianana azo antoka tsara no tanjona . Ny Lalàna no mibaiko fa tsy maintsy atao amin’ity taona 2023 ity ny fifidianana ‚ hoy kosa ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

 Mpanao politika maro sy ny firaisamonim-pirenena ary ireo Raiamandreny am-panahy maro no tonga niatrika ity fihaonana tao amin’ny Novotel-Alarobia androany ity.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment