a
FandraisanaFialambolySILENT PARTY : VELOMA NY TAMBATABA AMIN’NY ALINA ( BYE BYE TAPAGE NOCTURNE )

SILENT PARTY : VELOMA NY TAMBATABA AMIN’NY ALINA ( BYE BYE TAPAGE NOCTURNE )

SILENT PARTY : VELOMA NY TAMBATABA AMIN’NY ALINA ( BYE BYE TAPAGE NOCTURNE )

Mivoatra ny teknolojia ‚ miroborobo ny fanatontoloina ary mihazakazaka ny fandrosoana any ivelan’i Madagasikara.

Tsy mampiasa Baffle ‚ SONO lehibe intsony ny toeram-panaovana alim-pandihizana any ivelany fa ny “ écouteur na casque sans fil” no ampiasainy ka samy manana tsirairay ireo tonga mamonjy ny alim-pandihizana ( Disco – Boîte de nuit ) ao aminy.

Tsy misy mitondra mody fa samy mamerina ny azy na izay nalainy ireo mpamonjy alim-pandihizana . Milamina araka izany fa tsy misy tabataba amin’ny alina intsony eny amin’ny fiarahamonina ‚ izay manefa vidim-pidirana ihany no mahazo “ écouteur ” sy afaka mankafy ny hira iraisana mandeha mafy ao anatiny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment