a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaSHYN : NITERAKA RESA-BE INDRAY NY VOLONY

SHYN : NITERAKA RESA-BE INDRAY NY VOLONY

SHYN : NITERAKA RESA-BE INDRAY NY VOLONY

 Nanaitra ny olona maro fa indrindra ny mpankafy ny mpanakanto Shyn ‚ ny fahitana ny volony amin’ny endrika vaovao mitovitovy an’ny Samiely iha ka marary ‚ raha nanao horanan-tsary mivantana io alina io . Tsy nifantoka loatra amin’ny hafatra nalefany na koa ny zavatra noresahiny ny olona sasany fa ny volony ihany no lasa resa-be ‚ misy araka izany ireo olona sorena raha vao nahita azy ‚ ao kosa ireo nankasitraka.

Raha tsy misy fihovana dia hanolotra hira vaovao hoan’ny rehetra fa indrindra ny mpankafy azy ny mpanakanto Shyn amin’io taom-baovao io ‚ mintsingerina amin’ny 01 Janoary 2023 rahateo ny taona nahaterahany araka ny fanazavana nataony tao amin’ny pejiny.
Andrasany maro araka izany ny hira vaovao izay avoakany.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment