a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaSHYN : FAHANTRANA NO FAHAVALONTSIKA▪️HITSOKA MAFY NY RIVOTRA POLITIKA KOA SAMIA MITANDRINA SY TONY AMIN’NY HEVI-PETSY MARO METY HAMPISAVOROVORO

SHYN : FAHANTRANA NO FAHAVALONTSIKA▪️HITSOKA MAFY NY RIVOTRA POLITIKA KOA SAMIA MITANDRINA SY TONY AMIN’NY HEVI-PETSY MARO METY HAMPISAVOROVORO

SHYN : FAHANTRANA NO FAHAVALONTSIKA▪️HITSOKA MAFY NY RIVOTRA POLITIKA KOA SAMIA MITANDRINA SY TONY AMIN’NY HEVI-PETSY MARO METY HAMPISAVOROVORO

 Niova “ look ” tanteraka ny Mpanakanto SHYN tamin’ity taom-baovao 2023 ity . Nandefa hafatra mafonja tao amin’ny pejiny hoan’ny vahoaka Malagasy izy sady nampiseho “look” na taly vaovaony.

2023 samia sahy miatrika ny tena olana ‚ mandraisa andraikitra amin’ny fampandrosoana ny fiainanao ‚ hitsoka mafy koa ny rivotra politika amin’ity taona ity koa samia mitandrina sy ho tony amin’ireo hevi-petsy maro mety hampisavorovoro sy hampisara-bazana . Aza adino fa iray isika ary ny fahantrana no fahavalo hiombonana
fa tsy isika samy isika ‚ hoy ny Mpanakanto fanta-daza teratany Malagasy SHYN.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment