SEHO TALENTA HOAN’NY TANORA – MAMPIKONY
Hifarana ny Alakamisy 16 Febroary 2023 izao ny fahafahana misoratra anarana hoan’ireo tanora manan – talenta : sary sikotra ‚ sary hoso-doko ‚ hira ‚ dihy …. ao Mampikony.
Ny sabotsy 18 Febroary 2023 izao kosa no hanatanterahana ny fifaninanana ao amin’ny TRANOMPOKONOLONA Mampikony.
2000Ar ny saram-pandraisana anjara hoantsika izay hijery ny “ SEHO TALENTA ” ary asaina isika rehetra ‚ samy ho tonga sy hiala sasatra amin’io fotoana io.