a
FandraisanaSosialySE.VI.RA : MANAO EZAKA FANATSARANA NY SEKOLY IREO MAINTIMOLALY‼️

SE.VI.RA : MANAO EZAKA FANATSARANA NY SEKOLY IREO MAINTIMOLALY‼️

SE.VI.RA : MANAO EZAKA FANATSARANA NY SEKOLY IREO MAINTIMOLALY‼️

Tafiditra anatin’ny ezaka ataon’ireo fikambanana maintimolaly ny Sekoly Victoire Rasomanarivo ny fanatsarana sy fitazonana ny laza tsara ho an’ny ny sekoly‚ mba ho valisoa tamin’ireo tombontsoa maro azo.

Nisy ny fanehoana talenta tamin’ny alalany sary hosodoko nataon’i Saboha Malandy tamin’ity herinandro ity. Ny sarin’i Victoire Rasomanarivo no nosafidina napetraka eo amin’ny tambohon’ny sekoly. Ankoatrizay dia misy hetsika “Brochette PARTY” ho fitadiavam-bola afahana manampy ny sekoly amin’ny fanatsarana ny sehatry ny fanabeazana‚ mba ho reharehan’ny fiarahamonina ny ireo tanora mpianatra mianatra ao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment