a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaSAMIELY IHA KA MAVANDY : HALANY ZAGNAHARY LEHILAHY MANAMBADY LEHILAHY

SAMIELY IHA KA MAVANDY : HALANY ZAGNAHARY LEHILAHY MANAMBADY LEHILAHY

SAMIELY IHA KA MAVANDY : HALANY ZAGNAHARY LEHILAHY MANAMBADY LEHILAHY

«Ny sasany malaina olona tehalaza ‚ tsy mba efa nandinika ve ny saina raha nahita an’i Samiely nanao kopikole Lehilahy ? Sarotra aminahy mihitsy ary fady amin’ny karazan’i Samiely no halan’ny Zagnahary raha Lehilahy manambady Lehilahy . Aza mamaly ny ratsy fa raha i Samiely manokana dia tehambady ary tehanana taranaka» io ny valin-teny mahitsy nataony Mpanakanto Samiely iha ka mavandy ‚ rehefa namaly fanontaniana nataon’i Lil’Gerve lavalava amin’ny maha pelaka na tsy pelaka ( PD ) azy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment