SAMIELY : HANAO “BONNE ANNÉE” ANY AMBOVOMBE
Raha tsy misy fihovana dia ny alahady 01 Janoary 2023 no hamonjy fodiana any Ambovombe i Samiely iha ka marary ‚ tovolahy voadaroka tao Ambohipo ka niteraka resa-be teto amin’ny tambazotran-tserasera.
Efa vonona izy ny hody raha ny fanazavany ary tsy handeha Taxi-brousse fa “Avion” efa azo rahateo ny “billet d’avion” araka ny fanazavana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.