a
FandraisanaVaovaom-paritraSAMBO HAINGAM-PANDEHA NITONDRA MPANDEHA ANTSOKOSOKO HO ANY MAYOTTE▪️RENDRIKA : 22 IREO HITA FATY ‚ OLONA 23 AVOTRA FA MBOLA KAROHINA

SAMBO HAINGAM-PANDEHA NITONDRA MPANDEHA ANTSOKOSOKO HO ANY MAYOTTE▪️RENDRIKA : 22 IREO HITA FATY ‚ OLONA 23 AVOTRA FA MBOLA KAROHINA

SAMBO HAINGAM-PANDEHA NITONDRA MPANDEHA ANTSOKOSOKO HO ANY MAYOTTE▪️RENDRIKA : 22 IREO HITA FATY ‚ OLONA 23 AVOTRA FA MBOLA KAROHINA

Sambo kely haingam-pandeha nitondra olona 47 hivoaka antsokosoko any Mayotte no rendrika omaly 12 Martsa 2023 . Maty avokoa ny ankamaroan’ireo mpandeha ‚ Zaza amam-behivavy miisa 22 hita faty ‚ 23 voalaza fa avotra soamantsara saingy mbola karohina noho izy ireo lasa nandositra araka ny fampitam-baovao ‚ 02 hafa tsy hita popoka ary tsy fantatra na maty na velona.

Niara nihentana tamin’ny fanavotana sy fikarohana ireo nofo mangatsikan’ireo namoy ny ainy ireo mpanjono madinika amin’ny lakana sy tompon’andraikitra ary manampahefana avy ao Nosy Be.
Mankahery ny fianakaviana rehetra niharam-boina.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment