a
FandraisanaVaovaom-paritraSAMBAVA : NOMENA “BAJAJ” VAOVAO ILAY RANGAHY NISAVORITAHAN’OLONA FA NANAO ANKANJO VOLOMBOASARY N°13‼️

SAMBAVA : NOMENA “BAJAJ” VAOVAO ILAY RANGAHY NISAVORITAHAN’OLONA FA NANAO ANKANJO VOLOMBOASARY N°13‼️

SAMBAVA : NOMENA “BAJAJ” VAOVAO ILAY RANGAHY NISAVORITAHAN’OLONA FA NANAO ANKANJO VOLOMBOASARY N°13‼️

Ankoatrany Tee-shirt volomboasary misy sarin’ny filoha Andry Rajoelina izay nomena ilay rangahy nisavoritahan’olona fa nanao ankanjo volomboasary misy sarin’ny filoham-pirenena tany Sambava dia nomen’ny filoham-pirenena BAJAJ vaovao izy androany mba tsy hiankin-doha amin’olona intsony sady afahany mamelon-tena . 30 000Ar isan’andro ny « versement » enjehiny fony izy mbola niasa tamin’olona araka ny fanazavana nataony.

Momba ireo olona roalahy nahiditra am-ponja nohon’ity raharaha ity kosa dia nilaza ny hanome toromarika ny minisitry ny fitsarana ny filohan’ny Repoblika amin’ny famotsorana sy fanafahana azy ireo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment