SAMBAVA : NOMENA ANKANJO SY LAMBAHOANY VOLOMBOASARY VAOVAO ILAY MPAMILY BAJAJ VOAROBA ‼️
Nomen’ireo mpikambana ao anatin’ny antoko politika TGV ao Sambava ankanjo sy lambahoany volomboasary vaovao izay misy sarin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ‚ ilay lehilahy nitondra Bajaj ‚ voaroba nandritra ny fitakiana vahaolana momba ny seham-pihariana lavanila ka niteraka resa-be teto amin’ny firenena.