SAMBAVA : MANOMBOKA AVY MAFY NY ORANA ARAHIN’NY RIVOTRA
Manomboka avy mafy ny orana arahin’ny rivotra ‚ misy kosa ireo tereny fiainana ‚ mitady izay ara-paka ‚ mivarotra izay azony varotina mba hinanan-kanina androany ka tsy maintsy mivoaka ny trano.
Mankahery ireo havana ‚ namana mpiray Tanindrazana ![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.