a
FandraisanaVaovaom-paritraRN6 – PK 372 ( BEFOTAKA – MAROMANDIA ) : VITA VONJIMAIKA NY LALANA TAPAKA ARY MIVERINA AMIN’NY LAONINY NY FIFAMOIVOIZANA

RN6 – PK 372 ( BEFOTAKA – MAROMANDIA ) : VITA VONJIMAIKA NY LALANA TAPAKA ARY MIVERINA AMIN’NY LAONINY NY FIFAMOIVOIZANA

RN6 – PK 372 ( BEFOTAKA – MAROMANDIA ) : VITA VONJIMAIKA NY LALANA TAPAKA ARY MIVERINA AMIN’NY LAONINY NY FIFAMOIVOIZANA

 Efa afaka mivezivezy avokoa ny fiara rehetra mandalo eo amin’ny PK 372 aloha kelin’ny tanàna antsoina hoe Marovato sud raha miala avy aty Mahitsoazo eo anelanelany Befotaka avaratra sy Maromandia Distrika Analalava Faritra Sofia ‚ nanomboka tamin’ny mitatao vovonana teo.

 Ny fahaverezan’ny “buse métallique” ary rotsa-korana mafy nisesisesy no ninimba sy nanapaka ny lalana araka ny fanazavana voaray teny ifotony.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment