a
FandraisanaVaovaom-paritraRN6 – PK 217+100 : HIVERINA AFAKA FOTOANA FOHY NY FIFAMOIVOIZANA

RN6 – PK 217+100 : HIVERINA AFAKA FOTOANA FOHY NY FIFAMOIVOIZANA

RN6 – PK 217+100 : HIVERINA AFAKA FOTOANA FOHY NY FIFAMOIVOIZANA

Eny an-kianja miara-miaritra ny fahasahiranana amin’ny vahoaka ny Governora Lylyson sy Minisitra Hatrefindrazana Jerry ary Maire SON voafidy tao Ambalafaminty ‚ hatramin’ny omaly ka hatramin’izao.

Tombanana hiverina afaka fotoana fohy ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-06 ao amin’ny PK 217+100 Ambalavola Ambalafaminty ‚ raha ny fampitam-baovao voaray . Manao ny ezaka hafainganana izany ireo teknisinina eo ambany fanarahamason’ny manampahefana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment