RN6 : NIHENA NY RANO AO ANTSATRAMANERA
Efa misava ny rahona ao Antsatramanera Mampikony ‚ efa mihena ihany koa ny rano izay nandifotra ny lalam-pirenena faha-06 eo amin’ny “radier” alohan’ny tetezana Mahajamba sy Mahasoa miisa 03 izay nisy fiara Sprinter fitateram-bahoaka saika lasany rano omaly.
( Sary nalaina ny mitatao vovonana teo )
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.