RN6 : NAHATO VONJIMAIKA NY FIFAMOIVOIZANA MAMPIFANDRAY PORT BERGÉ SY MAMPIKONY
Ho fisorohana ny loza ateraky ny fiakarany rano amin’ny lalam-pirenena faha-06 eo anelanelany Port Bergé sy Mampikony Faritra Sofia dia nanapa-kevitra ny manampahefana ny ampihato vonjimaika ny fifamoivoizana mandrapaha hidinany rano.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.