RN6 : MBOLA DIFOTRIN’NY RANO NY LALANA EO TANETILAVA
Toy izao ny zava-misy ao Tanetilava ‚ lalam-pirenena faha-06 izao maraina izao . Nanapa-kevitra ny hanosika fiara vonoina motera ireo mpamily sasany rehefa nijanona ela tao Tanetilava.
Izao vao tena tonga amin’ilay fitenenana hoe “ RÔ-MBOAY IZAY MAHASAKY MIHINANA” Tsy manan-tsafidy intsony ny sasany efa lany vola sy lany fotoana miandry rano tsy mbola ritra ka niroso amin’izao fanapahan-kevitra izao.
Mankahery ireo mpamily sy mpandeha fa tsy mora ny zavatra sedrain’izy ireo amin’izao fotoam-pahavaratra izao kanefa tereny zava-misy ka tsy maintsy mandeha![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.