a
FandraisanaVaovaom-paritraRN6 : MANDEHA NY FANAMBOARANA ILAY LALANA NIHOTSAKA

RN6 : MANDEHA NY FANAMBOARANA ILAY LALANA NIHOTSAKA

RN6 : MANDEHA NY FANAMBOARANA ILAY LALANA NIHOTSAKA

 Tsy niandry ela akory fa vao nandre ny fisian’ny lalana mihotsaka ka ahiana hitera-doza eo Andilambe ‚ kaominina Ampandriankilandy – Distrika Antsohihy ‚ lalam-pirenena faha-06 ‚ PK 291+300 sy PK 291+700 ‚ ny Gouverneur Faritra Sofia dia nandefa ireto fitaovana ireto ‚ miaraka amin’ireo tompon’andraikitra misahana ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-06 ( Ese ISO ) sy ny tompon’andraikitra misahana ny asa vaventy aty amin’ny Faritra Sofia izay nahitana ny Talem-paritra androany 11 Janoary 2023.

Mandeha araka izany ny fanarenana ny lalana ‚ miaraka amin’ireto fitaovana ireto ‚ ho fitsinjovana manokana ny aim-bahoaka mampiasa sy mivezivezy amin’iny lalam-pirenena faha-06 iny.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment