Vaovaom-paritra 0 -58 Jereo 23 janvier 2023 by: aboaho-ankiaka RN32 : ILAY LALANA HASIAM-PANABOARANA Tonio ny fo sy ny saina fa tahaka izao ny lalana andalovana raha andeha any Mandritsara ‚ mihainga avy aty Antsohihy ‚ lalam-pirenena faha-32. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg Zarao : Omeo naoty ny lahatsoratra