a
FandraisanaVaovaom-paritraRN32 : BETSAKA NY MPANDEHA NARATRA VOKATRY NY LOZAM-PIARAKODIA TAO MAHEMBAHEMBA

RN32 : BETSAKA NY MPANDEHA NARATRA VOKATRY NY LOZAM-PIARAKODIA TAO MAHEMBAHEMBA

RN32 : BETSAKA NY MPANDEHA NARATRA VOKATRY NY LOZAM-PIARAKODIA TAO MAHEMBAHEMBA

 Avy any Mandritsara nikasa andeha any Mahajanga ity fiara Sprinter fitateram-bahoaka ity no tra-doza tampoka tao Mahembahemba ‚ lalam-pirenena faha-32 ‚ mampitohy Antsohihy – Mandritsara.

Betsaka tamin’ireo mpandeha no naratra fa tsy misy kosa ny aina nafoy . Tsy mbola fantatra mazava ny antony loza hatreto koa mirary fahasalamana hoan’ireo maratra.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment