a
FandraisanaVaovaom-paritraRN31 : HANOMBOKA TSY HO ELA NY FANAMBOARANA AZY⁉️

RN31 : HANOMBOKA TSY HO ELA NY FANAMBOARANA AZY⁉️

RN31 : HANOMBOKA TSY HO ELA NY FANAMBOARANA AZY⁉️

Vola 400 Tapitrisa dolara izay nankatoavin’ny Banky iraisam-pirenena ny 25 Martsa 2022 no hanamborana izany raha ny fampitam-baovao . Herintaona aty aoriana tsy mbola manomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-31 ary atao adiny 12 ( 12h de temps ) ny lalana 100km mahery kely ‚ amin’ny saran-dalana 50 000Ar ‚ mampifandray Distrikan’Antsohihy sy Bealanana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment