a
FandraisanaVaovaom-paritraRN 4 : TAPAKA NY LALANA AO AMIN’NY PK 378+00

RN 4 : TAPAKA NY LALANA AO AMIN’NY PK 378+00

RN 4 : TAPAKA NY LALANA AO AMIN’NY PK 378+00

Tapaka ny lalam-pirenena faha-4 (RN 4) mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga nohon’ny fihotsahan’ny arabe eo amin’ny PK 378 +00 anelanelan’i Maevatanana sy Ambondromamy.
Efa mandray ny andraikitra hamerenana ny fifamoivoizana amin’ny laoniny ‚ ny Minisiteran’ny Asa Vaventy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment