a
FandraisanaSosialyRN 32 : MANDEHA NY FANARENANA AZY MBA HANAMAIVANANA NY FAHASAHIRANAM-BAHOAKA▪️HO ATAO «GOUDRON» IHANY KOA AMIN’NY FIANDOHANY 2023

RN 32 : MANDEHA NY FANARENANA AZY MBA HANAMAIVANANA NY FAHASAHIRANAM-BAHOAKA▪️HO ATAO «GOUDRON» IHANY KOA AMIN’NY FIANDOHANY 2023

RN 32 : MANDEHA NY FANARENANA AZY MBA HANAMAIVANANA NY FAHASAHIRANAM-BAHOAKA▪️HO ATAO «GOUDRON» IHANY KOA AMIN’NY FIANDOHANY 2023

Toy ny mahazatra isan-taona dia manamboatra ireo lalam-pirenena izay simba ‚ mba hanamaivanana ny fahasahiranam-boahoaka sy hamoam-bokatra ny faritra Sofia . Mitohy ny fanarenana sy fanaovana « terrassement » ny lalam-pirenena faha-32 ( Antsohihy – Befandriana avaratra – Mandritsara ) amin’izao.

Tsy hijanona amin’io ihany ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-32 fa hatomboka amin’ny fiandohany taona 2023 ny fanaovana tara na « goudron » azy ‚ hoy ny Governoran’ny faritra Sofia.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment