a
FandraisanaVaovaom-paritraRN 06 : FIARA 4*4 IRAY NIFATRATRA TAMIN’NY TAKELA-BATO MANONDRO LALANA TAO ANKAZOBETSIHAY

RN 06 : FIARA 4*4 IRAY NIFATRATRA TAMIN’NY TAKELA-BATO MANONDRO LALANA TAO ANKAZOBETSIHAY

RN 06 : FIARA 4*4 IRAY NIFATRATRA TAMIN’NY TAKELA-BATO MANONDRO LALANA TAO ANKAZOBETSIHAY

 Fiara tsy mataho-dalana BT-50 mbola tena tsara no tazana simba sy potipotika lohany eo amin’ny lalam-pirenena faha-06 ‚ akaiky tanànan’i Ankazobetsihay ‚ Distrikan’Antsohihy.

Avy any Antananirivo ary mikasa hanohy ny diany hanavaratra izy ity no tra-doza tampoka teo ampidirana Ankazobetsihay ‚ tokony ho tamin’iray Ora maraina ity ‚ heverina ho tsy fampiany toro-maso ‚ miampy ny harerahany mpamily no nitera-doza raha ny tombana nataon’ireo nitondra fanazavana momba ny tranga . Tsy nisy ny aina nafoy fa nisy kosa naratra . Mirary fahasalamana feno ho azy ireo.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment