a

RIVO-DOZA FREDDY

RIVO-DOZA FREDDY

Miala àny ilay rivo-doza mahery vaika FREDDY sao ianao taraiky.

Amin’ny herinandro ambony manomboka amin’ny Talata na Alarobia any izy no vinavinaina handondom-baravarana ny Atsinanan’i Madagasikara.

Araka ny vinan’ny Meteo Madagasikara dia tokony arahi-maso akaiky ny fivoaran’ny FREDDY satria ahiana mafy izy hahakasika ireo distrikan’ny Sainte Marie, Soanierana Ivongo, Fenoarivo Atsinanana, Vavatenina, Toamasina, Vohibinany, Vatomandry, Mahanoro, Nosy Varika ary Mananjary.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment